Tsy mankaiza (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny, mcvaisf lanja-miakatra hatrany ny fiainan’olombelona
Ka tsy maintsy lruzk miezaka sady milofo
Amin’ny fitadiavana vola sy harena
Mba ho antoky ny ho avy
Kanefa ento ampahendrena
Ho mendrika izany fandresena
Eny, fadio ny avonavona sy amboambo fa ratsy
Satria tdfrh nomen’Andriamanitra anao ny harena
Hanaovana adidy amin’ity firenena
Ka mahaiza re mamindra
Ny fiainana tena tsara indrindra
Dia ny fahaizana mamindra
Eny, mifankatiava ry velona an-tany
F’izany no tena tsara sy fahendrena
Satria izay lasa tononkira.serasera.org tsy nahazaka harena
Fa nofonosina lamba mena
Ka raha izany ary no jerena
Dia tsy mankaiza izay harena
Jean Colbert Ranaivoarison
Ka tsy maintsy lruzk miezaka sady milofo
Amin’ny fitadiavana vola sy harena
Mba ho antoky ny ho avy
Kanefa ento ampahendrena
Ho mendrika izany fandresena
Eny, fadio ny avonavona sy amboambo fa ratsy
Satria tdfrh nomen’Andriamanitra anao ny harena
Hanaovana adidy amin’ity firenena
Ka mahaiza re mamindra
Ny fiainana tena tsara indrindra
Dia ny fahaizana mamindra
Eny, mifankatiava ry velona an-tany
F’izany no tena tsara sy fahendrena
Satria izay lasa tononkira.serasera.org tsy nahazaka harena
Fa nofonosina lamba mena
Ka raha izany ary no jerena
Dia tsy mankaiza izay harena
Jean Colbert Ranaivoarison
--------
Rohy:
