Tsy mankaiza (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny, lanja-miakatra hatrany ny fiainan’olombelona
Ka tsy maintsy miezaka sady milofo
Amin’ny fitadiavana tononkira.serasera.org vola sy harena
Mba ho antoky ny ho avy
Kanefa ento ampahendrena
Ho mendrika izany fandresena
Eny, fadio ny avonavona sy amboambo idnq fa ratsy
Satria nomen’Andriamanitra anao ny harena
Hanaovana adidy amin’ity firenena
Ka mahaiza re mamindra
Ny fiainana tena tsara indrindra
Dia ny fahaizana mamindra
Eny, mifankatiava ry velona jwboftbl an-tany
F’izany no tena tsara sy fahendrena
Satria izay lasa plorjo tsy nahazaka harena
Fa nofonosina lamba mena
Ka raha izany ary no jerena
Dia tsy mankaiza izay harena
Jean Colbert Ranaivoarison

--------
Rohy: