Rakoto Frah (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! Rakoto...ahoana hoy aho
O! Rakoto...ahoana leisy
Tsofy ny sodina hiaraha-mifaly fa samy tary
Haingam-panahy avy any an-tsaha
Ny ao anatinao izay natobakao ka tena favy.
O! Rakoto
Voarotsinao tamin’ny sodinao izao tontolo izao
Toa tononkira.serasera.org nitsangam-bolo, nisy nitomany
Tsy nahafoy anao, tsy namela anao ny handao lampihazo.
Tazako an’eritreritra any
Ilay vohitra kely nilaozako ry tonaka e!
Tsinjoko manerinerin’any
Ny any fianarana any anie ry namako
Mbola hafa re.
I bvhxxhxx Besorongola bycrvjmi aza raha nandre
Ny sodinao dia efa nikorisa
Avy any Ambozontany
Hatrany Andavale
Nievina ny maty
Hatrany am-paradisa.
O! Rakoto
Sitraka sy telina tsy hay nafenina no nataoko oosz vazo
Mamy toa fary, madio toa fotsim-bary
Ny fahatsoranao,ny fahaizanao
Maharavoravo.

--------
Rohy: