Rakoto Frah (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! Rakoto...ahoana hoy aho
O! Rakoto...ahoana leisy
Tsofy ny sodina hiaraha-mifaly fa samy tononkira.serasera.org tary
Haingam-panahy avy any an-tsaha
Ny ao anatinao izay natobakao ka tena favy.
O! Rakoto
Voarotsinao tamin’ny sodinao izao tontolo izao
Toa nitsangam-bolo, nisy nitomany
Tsy nahafoy anao, tsy namela anao ny handao lampihazo.
Tazako an’eritreritra any
Ilay vohitra kely nilaozako ry tonaka e!
Tsinjoko manerinerin’any
Ny any fianarana any anie ry namako
Mbola hafa re.
I Besorongola aza raha nandre
Ny sodinao dia efa jmundq nikorisa
Avy any Ambozontany
Hatrany suwj Andavale
Nievina ny maty
Hatrany am-paradisa.
O! Rakoto
Sitraka sy telina tsy hay nafenina no gbcfavy nataoko vazo
Mamy toa fary, madio toa fotsim-bary
Ny fahatsoranao,ny fahaizanao
Maharavoravo.

--------
Lien: