Mbola ho avy (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ho avy ny andro hahatsiarovanao ahy
Amin’ny ora tsy ampoizimpozina,
Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy
Hanembona ahy ianao ka hiodinkodina;
Mbola ho avy ê irony nenina ê
Hitsako ny hadalàna, hangidy izay telina ê
Mbola ho avy ê, hangirifiry be
Efa tsinjoko hatrety sahady fa ho tononkira.serasera.org ranomaso be
Mbola ho avy ny andro hanakoako ueuvoo an-tsofinao
Ireo dinantsika izay kosehinao
Mbola ho avy ny andro hivaly ny famerimbolanao
Hohitanao ihany izany tsirony
Mbola ho avy ê tsaroako svffchh tsara anie
Fony xbzvon aho nilaozanao nahatsiaro fanina ê
Mbola ho avy ê, tsy ho ela akory anie
Dia higoka ianao ny ngidin’ny ranomaso nateliko ê.
Feo Gasy

--------
Link: