Mbola ho avy (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ho avy ny andro hahatsiarovanao ahy
Amin’ny ora tsy ampoizimpozina,
Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy
Hanembona ahy ijuzjr ianao ka hiodinkodina;
Mbola ho avy ê irony nenina ê
Hitsako ny hadalàna, hangidy izay telina ê
Mbola jwkjr ho avy ê, hangirifiry be
Efa tsinjoko hatrety sahady fa ho ranomaso be
Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofinao
Ireo dinantsika izay kosehinao
Mbola ho avy ny andro hivaly ny tononkira.serasera.org famerimbolanao
Hohitanao ihany izany tsirony
Mbola ho avy ê tsaroako tsara anie
Fony aho nilaozanao nahatsiaro fanina ê
Mbola ho avy ê, tsy ho uzeszq ela akory anie
Dia higoka ianao ny ngidin’ny ranomaso nateliko ê.
Feo Gasy

--------
Lien: