Vontosy (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vontosy ny filazantsara  
Vontosy I Madagasikara
Andeha re hiara-misalahy
Mba hitori-teny hamonjy rahalahy ô!
Zay mitanatana vava
Miandry ahy sy anao re ka tongava
Hitarika azy handray tononkira.serasera.org an’I Jesoa
Mba ho Tompo sy Mpamonjy koa
Ka vontosy filazantsara
Vontosy I Madagasikara
Mba tsy ho nenina re ao afara

Iza re no mba mazoto ? (lazao)
Iza re no mba hitady ? (lazao)
Ireo zay mitalaho  
Miantsoantso sy miangavy
Dieny izao taomy ireo ka ilazao hoe tleyc  :
Anio dia anio gxomi Jesoa no fidio
Mba hanapaka tanteraka eo amin’ny fiainanao
Tapaho hatreo ny lasa f’aleo
Mizotra amin’ny lalan-tsara itondrany anao
Jesoa hatrany, Baiboly ihany
No misy teny manambara sy ahitana izany
Baiboly zaraina, Jesoa hindraindraina
Fa kristianina mandray andraikitra no nirmstkb ilaina
Avoty ireo ny laina reseo
Jesoa Kapiteny tsara Izy no jereo
Avoty ireo rahalahy ireo
Aza dia avela hijaly sy hitoreo

Vontosy, Vontosy, Vontosy, Vontosy
Aoka ianao tsy ho mpijery fa mandraisa anjara
Vontosy, Vontosy, Vontosy, Vontosy
Vontosy ny Filazantsara Madagasikara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fehizoron'i Ziona (FZ)
Visites : 1786
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pusseauboy
Date : 11/04/2017 18:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1757