TENA TIAKO, FANIRIAKO (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tiako, fifaliako
Ny manandratra ny tononkira.serasera.org anaranao ry andriamanitra tsitoha o
Lay mpanavotra mampindra rxbmsm fo
Na ny fiainako, na fisainako egzpavqi sy izay rehetra anatiko ao
Ho entiko manambara Teny tsara

Ny voady izay hefaiko izao Inty aho hidera anao

Ka na volako, Na fananako Na ny hery izay,
Nomenao ahy Tsy gzun mba misy holalaiko
Fa hatramin’ny aiko Foiko avokoa,
Ary atolotro Ho anao ry Andriamanitro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 1514
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0567