NITSANGANA NY TOMPO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 onzovb
Tafatsangana ilay maherinay Ka dera haleloia no ventesinay
Tsy mba nahatana azy ny herin’ny satana Fa resy teo anoloany,
Haleloia Resy izao ‚lay rafinao hitan’ny masonay
Ka indro fa torianay izao Any amin’izao tontolo izao.
2
Niseho tamin’ireo nyzeatp mpianany ettawrpw Zay nataony ho tena namany
Tsy nahoany intsony izay hitranga Ka niantsoantso hoe Haleloia, haleloia
Izao tontolo izao Tsy mba mahita anao
Ka izahay no irahiny tononkira.serasera.org Hijoro ho vavolombelony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1083
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:58