NA NY SENTO, NA NY TOMANY (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Na ny sento na ny tomany Zay fahita ety an-tany
Tsy mampirona, tsy mampivena Lay finoana nambolena Ao anaty
ka tsy mba maty Fa mandrobona sy tsara ery
Zary hery mampahery Mba hitady ny efa very

2
Na ny memy fisedràna Mafy nefa tsy hialana
Zary aina mampisaina Lay Jesosy nitaraina
Niady irery ary tsy an-tery Fa tena fitiavana doria
Ka nafoiny na dia ny ainy Famonjena no ao an-tsainy.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 862
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0808