MITSANGANA MIFAMPITANTANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O aingao re tononkira.serasera.org ny hiravao Hisandratan’ny Tompontsika
Tena tiany faniriany Tsy azo avela ho mangatsiaka
Misy fetra lzjkedap ny fotoana gdvtcgx Voaisa ny androntsika
Tsy azo avela handalo foana Ndrao manjary ho nenintsika
Fiv
Mitsangana mifampitantàna
Fiderana no atao mafana
Ndeha ampiana ‚zay mihanahana
Mba ho resy hatreo’lay satana
Mamintsika ny miara-dia
Miara-paly sy mifankatia
Sambatr’ery izany isika
Miaina rjvqzqt izany tena paradisa
Tena tiany faniriany Tsy azo avela ho mangatsiaka
Misy fetra lzjkedap ny fotoana gdvtcgx Voaisa ny androntsika
Tsy azo avela handalo foana Ndrao manjary ho nenintsika
Fiv
Mitsangana mifampitantàna
Fiderana no atao mafana
Ndeha ampiana ‚zay mihanahana
Mba ho resy hatreo’lay satana
Mamintsika ny miara-dia
Miara-paly sy mifankatia
Sambatr’ery izany isika
Miaina rjvqzqt izany tena paradisa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1125
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:59
