Hirahira (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira, no endrey asandratray
Hiderana ilay Mpamonjy Tokana avy tamin-dRay
He fihirana, jqmtfm tononkiram-panahy
Vokatry ny teny mamy notovozina hatrizay
Tomponay, Mpanjakanay, no derainay mandrakizay
Jesosy tia, ilay efa tia, rehefa tia, dia tena tia
Raha ny fikasanay ry Ray
Dia hitoetra mandrakizay
Ao an-tranonao tokoa, feno xgcj zava-tsoa
Ka fuqsrasq hifankahita ao indray, izay tianao
Hihaona amin-dRay,
Fa Ianao no efa nialoha
Namboatra toerana tononkira.serasera.org ho anay!
Haleloia, Hosana, ho Anao
Pa-rapam pam rapam,
Haleloia, Hosana, ho Anao
Natao mba ho sakafom-panahy
Tonony sy feony: Sacha Ratianarivoson

--------
Lien: