You are here: home > Tononkira > FEFI

BATISA IRAY (FEFI)

https://tononkira.serasera.org/hira/fefi/batisa-iray

1 Tsy misy tokony hampisara-bazana
  Ny mpanara-dia an'i Kristy
  Isika mitonona ho fifohazana
  O! mba sahia maneho fitia

2 Tsy misy antony hïfampirafesana
  Raha nozaraina ho antsika ny aina
  Fa loza mitarika fahafatesana
  Ry olo-misaina sao singotrTsiky dia ampya ny aina

3 'Ndeha àry isika hamonjy ny lanitra
  Ho fanehoana ilay finoana
  Fa tena zanak'Andriamanitra
  Mifampitantana, aza mihanahana.

Fiv
Satria batisa iray Dia batisa iray
No nekena tsy noterena
Satria fanahy iray Dia fanahy iray
No nomena ho famonjena

A/C Pasteur Sacha

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEFI
Mpamaky : 528
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rado6185
Tamin'ny : 02/01/2015 11:29:21
ID : 6932

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo