Tsy ho adinoiko (Farakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba ho hadinoiko raha izao fiarahantsika izao
Fa namela fahatsiarovana lehibe
Satry foana tsy hifandao
Nefa ny andro iray, izaho lhgve sy ianao mbola uajr hifankahita indray
Tena mamy, izao fotoana anio izao, ooo
Toa satriko foana ny ahita anao
Ny zava-drehetra anefa dia manam-petra
Fantatrao koa fa ny andro anio misy fiafarany
Tsy mba ho hadinoiko raha izao fiarahantsika yyfu izao
Fa namela fahatsiarovana lehibe
Satry foana tsy hifandao
Nefa ny andro iray, izaho sy ianao mbola hifankahita indray
Tsy ho faty ato am-poko
Izay vita teo androany
Na ho ela na ho aingana, hifankahita eny ihany
Indray androany, oooh aza tononkira.serasera.org tomany

Izao sy ianao mbola hifankahita indray x2

--------
Rohy: