You are here: home > Tononkira > Farakely

Raha misy ianao (Farakely)

Raha misy ianao dia,
Ianao no fihononako
Raha misy ianao dia,
Ianao no masoandroko
Raha misy ianao dia,
Ho tokiko sy heriko
Raha misy ianao dia,
Ho namako fitiavako (ouuuh! oooeeeh!)
Ho namako fitiavako

eh!Hanamaivana ny adiko
sy ny tebitebin-tsaiko
izay nandrotika ny anatiko
sy namparary ny aiko
Hanazava ny tontoloko
Sy hafanana ho ahy
Ka zary ho adinoiko
Izay rehetra mampanahy

Raha misy ianao dia,
Ianao no fihononako
Raha misy ianao dia,
Ianao no masoandroko
Raha misy anao dia,
Ho tokiko sy heriko
Raha misy anao dia,
Ho namako fitiavako (ouuuh! oooeetononkira.serasera.orgeh!)
Ho namako fitiavako

eh!Hanasitrana ny ratrako
hanaisotra ny fery
ka ho andry iankinako
hampitraka ny fijeriko
ilay any mba havako
amin'izay rehetra atao
ka ho fohana ny akiviako
Satria efa ianao!

Raha misy ianao,raha misy ianao (eeeeh!eeh!)
Raha misy ianao ,raha misy ianao
Fihononako ianao, masoandroko ianao
Raha misy ianao,raha misy ianao
Ho masoandroko ianao, fihononako ianao
Raha misy ianao,raha misy ianao
Dia ho tokiko ianao, dia ho heriko ianao
Raha misy ianao,raha misy ianao
(...)
raha misy ianao misy ianao misy ianao misy ianao
misy aaaaah!
raha misy ianao.......

Mpihira : Farakely
Mpamaky : 1021
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : faraandrianintsoa
Tamin'ny : 03/06/2019 09:13:45
ID : 11772

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo