Malagasy (Farakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taiko ooh! tiako ah! raha ianao oh!
Tiako! Tena tiako ah! Gasikara eh!
Tiako ooh! Tiako ah! Raha ianao oooh!
Tiako tsy ho ariako ah! Gasikara eee!

Ny hirantsika dia mahavariana
Vakondrazana mahaliana
Ireo dihy malagasy mampifalifaly
Malagasy eh! Malagasy eh! EEEEEE IA!
Hosodoko sy sikotra, asa tanana tenona
Tontolo mahagaga,Talenta mampiavaka
Malagasy eee! Malagasy eee! Tsara EEEEEE IA ... hummmm!

fiverenana
EAIE Gasikara tanindrazako o! EIAE Gasikara nosy mamiko oo!
EIAE Malagasy havako ee! EIAE HUMMM Andrianiko ooo!

Ka tiako ooo! Tiako ah! Raha ianao ooo...!
Tiako tsy ho ariako ah! Gasikara eee!

Ireo foko samihafa fombafomba miavaka
Fitafy fiteny mbola hafa ireny
Malagasy eee! Malagasy eee! EIAE hummmm
Harenan-tany vatosoa zava-boary
Ireo biby maro, Hummmm Moron-drano
Malagasy eee! Malagasy eee! Tsara EIA hummmmm
...

EIAE Gasikara tanindrazako ooo!
BARABABABAB EKA!...

EIAE Gasikara tanindrazako oh! EIAE Gasikara nosy mamiko oh!
EIAE Malagasy havako ooh!
(EIAE) Ilay fihavanana tena hitiavako azy eee!
(EIAE) Mampiray mampitambatra antsika Jiaby
(EIAE) Zava-kanto miavaka maro loko ooo!
(EIAE) Ireo harenan'ny tany tsy lany mamy
(EIAE) EIAE! Malagasy havako ee!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Farakely
Vangy : 1708
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : faraandrianintsoa
Daty : 03/06/2019 14:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733