Aoka hatoky Azy (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hatoky Azy ny fonao
Atolory Azy ny mdueshgh fiainanao
F’Izy no hitantana ny ho avinao
’Zay mampanahy anao
Maizina ve ny ampitsonao
Ka tsy fantatrao izay tokony hatao
Aza manary toky
Fa mbola ao Jeso
Mbola ao Jeso tia
Izy Ilay fahazavana gdomi hatrizay
Mbola hanazava anao indray
Ianao ‘zay anaty haizina
‘Zay mitady hiainana
Aoka hatoky Azy………..
‘Jeso ‘lay fahazavana hatrizay
Mbola tononkira.serasera.org hanazava anao indray
Ianao ‘zay anaty haizina
‘Zay mitady hiainana
Aoka hatoky Azy……….
zjpoobn
Atolory Azy ny mdueshgh fiainanao
F’Izy no hitantana ny ho avinao
’Zay mampanahy anao
Maizina ve ny ampitsonao
Ka tsy fantatrao izay tokony hatao
Aza manary toky
Fa mbola ao Jeso
Mbola ao Jeso tia
Izy Ilay fahazavana gdomi hatrizay
Mbola hanazava anao indray
Ianao ‘zay anaty haizina
‘Zay mitady hiainana
Aoka hatoky Azy………..
‘Jeso ‘lay fahazavana hatrizay
Mbola tononkira.serasera.org hanazava anao indray
Ianao ‘zay anaty haizina
‘Zay mitady hiainana
Aoka hatoky Azy……….
zjpoobn
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fara AndriamamonjyHits : 5420
Likes : 1 Like
Created by : sarobidy
Date : 16/11/2007 13:07
