Ampidiro aloha ny tenimiafina
MPILALAO FITIA (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nakisakisakao ny foko
Hitanilanila, hihafihafy
E an-tsisin’ny fonao
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra mankafy
Lalao fitia.
Na dia tsy ho zakako aza izany
Dia nekeko ny ho kilalao
Hifantohan’ny sainao
Mpilalao fitia
Dia tafara-dia
Dia nandramantsika
Ny lalao fitia
ymnxkty Kanjo ela ny ela
Ritra teo fa tsy nisy tavela
Ilay fitia nokasaiko ho anao
Hataonao kilalao
elar Ianao, ilay mpialalo fitia
hczadwfq Indray no tsy very dia
Nanjary tia dia tia
Dia nakisakisako ny tononkira.serasera.org fonao
Hitanilanila, hihafihafy
Eo an-tsisin’ny foko
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra mankafy
Lalao fitia.
Hitanilanila, hihafihafy
E an-tsisin’ny fonao
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra mankafy
Lalao fitia.
Na dia tsy ho zakako aza izany
Dia nekeko ny ho kilalao
Hifantohan’ny sainao
Mpilalao fitia
Dia tafara-dia
Dia nandramantsika
Ny lalao fitia
ymnxkty Kanjo ela ny ela
Ritra teo fa tsy nisy tavela
Ilay fitia nokasaiko ho anao
Hataonao kilalao
elar Ianao, ilay mpialalo fitia
hczadwfq Indray no tsy very dia
Nanjary tia dia tia
Dia nakisakisako ny tononkira.serasera.org fonao
Hitanilanila, hihafihafy
Eo an-tsisin’ny foko
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra mankafy
Lalao fitia.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fanja AndriamanantenaVisites : 6082
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/03/2003 20:48
