Malahelo kely (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malahelo kely indray
Malahelo anao mihitsy ,
Tsy maharitra ela anefa fa minitra vitsivitsy
F'izay alahelo kely izay
Mahasosotra ahy mihitsy ,
Fa mamenofeno fo mamely mafy tsy mitsitsy
Malahelo kely indray nefa tsy hita atao akory
Tsy maharitra ela anefa nefa dia tononkira.serasera.org manorisory
Izay alahelo kely izay manadaladala saina
Tsy mifidy izay fotoana
Na hariva na maraina
Oh oh ehh , fbdrtlz ouuee
oh oh oh ou sqhfl ohhhh ou ohh ohhhhh
Te handohalika hitomany
Dia valaka , te ahita taningazana
Te haniditsidina tsy ho tazana
Te hitety lohasaha
Te hanidina izay
Ny toerana misy anao
Hiazakazahako dieny izao
Izay alahelo kely izay manadaladala saina
Tsy mifidy izay fotoana
Na hariva na maraina
Chanté par Faniah
Nampiditra : Jessymih
jbspuoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 649
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jessymih
Daty : 08/10/2024 07:59