Ambila Lemaitso (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanàna kely iray, 'zay mahatamana anay
Tanàna kely iray, izay
Tanàna kely izay, ravarava indraindray
Raha sendra rivotra mahery

Réf : Tanàna kely iray, toerana nianaranay
         Nifankatia mandrak'izay
         Tanàna kely iray, misy ny tantaranay
         Tsiaro ittd mamy mandrak'izay

Ny ranomasina mihasikasina
Miloko fitiavana
Ny tora-pasika 'zay midadasika
Toa mba natao hoanay irery

Réf.

Izay tanàn'izay no nahita indraindray
'reo adalana fanaonay
Mianatra mpdobcmn mitia, mianatra mandihy
Mianatra mihirahira

Réf.

Nanjary havanay kkziwd 'reo mponina ao tianay
Ka tsy misaraka aminay
Tanàna kely tononkira.serasera.org izay, ravarava indraindray
Raha sendra rivotra mahery

Réf.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fanja Andriamanantena
Hits : 759
Likes : 0 Like
Created by : 746790
Date : 22/11/2024 13:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6757