Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ambila Lemaitso (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanàna kely iray, 'zay cgnhha mahatamana anay
Tanàna kely iray, izay
Tanàna kely izay, ravarava indraindray
Raha sendra rivotra mahery
Réf : Tanàna kely iray, toerana nianaranay
Nifankatia mandrak'izay
tononkira.serasera.org Tanàna kely iray, misy ny tantaranay
hmiy Tsiaro mamy mandrak'izay
Ny ranomasina mihasikasina
Miloko fitiavana
Ny tora-pasika 'zay midadasika
Toa mba natao hoanay irery
Réf.
Izay tanàn'izay no nahita indraindray
'reo adalana fanaonay
Mianatra mitia, mianatra mandihy
Mianatra mihirahira
Réf.
Nanjary havanay 'reo mponina ao tianay
Ka tsy misaraka aminay
Tanàna kely izay, ravarava indraindray
Raha sendra rivotra mahery
Réf. jlgnkqqu
Tanàna kely iray, izay
Tanàna kely izay, ravarava indraindray
Raha sendra rivotra mahery
Réf : Tanàna kely iray, toerana nianaranay
Nifankatia mandrak'izay
tononkira.serasera.org Tanàna kely iray, misy ny tantaranay
hmiy Tsiaro mamy mandrak'izay
Ny ranomasina mihasikasina
Miloko fitiavana
Ny tora-pasika 'zay midadasika
Toa mba natao hoanay irery
Réf.
Izay tanàn'izay no nahita indraindray
'reo adalana fanaonay
Mianatra mitia, mianatra mandihy
Mianatra mihirahira
Réf.
Nanjary havanay 'reo mponina ao tianay
Ka tsy misaraka aminay
Tanàna kely izay, ravarava indraindray
Raha sendra rivotra mahery
Réf. jlgnkqqu
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fanja AndriamanantenaHits : 663
Likes : 0 Like
Created by : 746790
Date : 22/11/2024 13:07
