Hitory (Fanasina Imerintsiatosika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ngbwtkig Nomenao Fanahy tsara xvkg ny zanakao Ray ô
Nomenao io fitiavanao io 'zahay
Na dia tsy mendrika aza, notiavinao Ray ô
Ny fiainanay rahatrizay, Tompo ô
Ho Anao mandrakizay
Ref : Hitory anao Jeso, hitory Anao ety
Ianao ilay Zanany, hamory izay nania
tononkira.serasera.org Mba ho hdxvzk ao ambalanao ireo izay nofinidinao, Jesosy ô
Mba ho ao ambalanao, am-paradisa soa
Eny mendrika ho Anao, Jesosy ô, ny fiderana ety
Eny mendrika ho Anao, Jesosy ô, ny hatsarana
Ny asa vitanao efa tsy hay lazaina, mahagaga raha Ianao
Hitory, hitory, hitory ny anaranao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanasina ImerintsiatosikaVangy : 735
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Dulin
Daty : 21/11/2023 13:11