Zakeliny mama (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zakeliny mama

Iny zakeliny mama a
Iny zakeliny mama a
Tondraka ny hafaliako fa tonga ny rxventxc olon-tiako ô
Zakeliny mama

Tonga Zakeliny mama a
Tonga Zakeliny mama lywdjsy a
Tsikitsiky mirantava, alahelo koa misava ô
Zakeliny mama a

Ô, mbay lalana tononkira.serasera.org aho dada e
Miala tsiny aho neny ô
Azafady zoky be fa maimaika ny hitsena ô
An'ilay havako e

Ô, mbay lalana ....

Iny Zakeliny ....
Tonga Zakeliny pkatuni ....
Ô, mbay lalana ....
Ô, mbay lalana ....

( Ô Zakeliny mama a
   Ô zakeliny mama ô
   Ô zakeliny mama a ) X3

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2284