VOIZO (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voizo
Somary akipio ny wnto maso roa
Dia raiso io tanako io
Ampiondany eo an-tratrako izany loha
Dia ’ndao isika andeha
Voizo (x2) ny apraxg tononkira.serasera.org lakam-pitiavana
Voizo (x2) dia mbola ztdfc sambatra
Vo’izo (x2) koa aza miambatra
Fa tokana ihany ity fiainana ity
F’andrao dia hanenenana
Hitety havoana ambony ery
Akaiky habakabaka
Raha mbola eto ka tsy ho irery indry
Dia ’ndao isika handeha
Voizo (x2) ny lakam-pitiavana
Voizo (x2) dia mbola sambatra
Voizo (x2) koa aza miambatra
Fa tokana ihany ity fiainana ity
F’andrao dia hanenenana
Eric Manana & Anna Tavir
Somary akipio ny wnto maso roa
Dia raiso io tanako io
Ampiondany eo an-tratrako izany loha
Dia ’ndao isika andeha
Voizo (x2) ny apraxg tononkira.serasera.org lakam-pitiavana
Voizo (x2) dia mbola ztdfc sambatra
Vo’izo (x2) koa aza miambatra
Fa tokana ihany ity fiainana ity
F’andrao dia hanenenana
Hitety havoana ambony ery
Akaiky habakabaka
Raha mbola eto ka tsy ho irery indry
Dia ’ndao isika handeha
Voizo (x2) ny lakam-pitiavana
Voizo (x2) dia mbola sambatra
Voizo (x2) koa aza miambatra
Fa tokana ihany ity fiainana ity
F’andrao dia hanenenana
Eric Manana & Anna Tavir
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 5570
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/10/2002 13:41
