Ny 2cv-ndRandria (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(miaraka amin'i Jenny Fuhr)
Manetroka be
Mitety arabe
Tsy homana frein
Kanefa dia tsy pgyzv shxkpyt tin
Oay, oay, oay o,
Mitatata ery
Ny 2cv-ndRandria
Mikandra piklà
Fa tena tsisy quoi
Oay, oay, oay o
Vao misy simba kely
Dia vitany tsianjery
Ny system D
Mahita be dia be
Oay, oay, oay o
Fa todiny avokoa e
Hatrany Mantasoa
Tsy misy ny assurance
Tsy mandoa patanty
Oay, oay, oay o
Tapitra rarak'ivy izay mitazana o
Tsy manaiky gisitra izy na fiakarana o
Tanatana vava izay mahita o
Miaiky tongotra aman-tanana o
Ireo vahiny izay mitazana
Mipoapoa-tsatroka amin'ny 2cv-ndRandria
Tsy foiny mafy ery
Ny 2cv-ndRandria
na gôdraka aza hajainy antoky ny ainy
Oay, oay, oay o
Mpanjakan'ny arabe
Fa tena toute clé
Ny 2cv-ndRandria ka tena tiako ery
Oay, oay, oay o
Tapitra rarak'ivy izay mitazana o
Tsy tononkira.serasera.org manaiky gisitra izy na fiakarana o
Tanatana vava izay mahita o
Miaiky tongotra aman-tanana o
Ireo vahiny izay mitazana
Mipoapoa-tsatroka amin'ny wqzkzz 2cv-ndRandria
Manetroka be
Mitety arabe
Tsy homana frein
Kanefa dia tsy pgyzv shxkpyt tin
Oay, oay, oay o,
Mitatata ery
Ny 2cv-ndRandria
Mikandra piklà
Fa tena tsisy quoi
Oay, oay, oay o
Vao misy simba kely
Dia vitany tsianjery
Ny system D
Mahita be dia be
Oay, oay, oay o
Fa todiny avokoa e
Hatrany Mantasoa
Tsy misy ny assurance
Tsy mandoa patanty
Oay, oay, oay o
Tapitra rarak'ivy izay mitazana o
Tsy manaiky gisitra izy na fiakarana o
Tanatana vava izay mahita o
Miaiky tongotra aman-tanana o
Ireo vahiny izay mitazana
Mipoapoa-tsatroka amin'ny 2cv-ndRandria
Tsy foiny mafy ery
Ny 2cv-ndRandria
na gôdraka aza hajainy antoky ny ainy
Oay, oay, oay o
Mpanjakan'ny arabe
Fa tena toute clé
Ny 2cv-ndRandria ka tena tiako ery
Oay, oay, oay o
Tapitra rarak'ivy izay mitazana o
Tsy tononkira.serasera.org manaiky gisitra izy na fiakarana o
Tanatana vava izay mahita o
Miaiky tongotra aman-tanana o
Ireo vahiny izay mitazana
Mipoapoa-tsatroka amin'ny wqzkzz 2cv-ndRandria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 7013
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jantina
Daty : 11/10/2012 07:37
