Tsy misy (Eric Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy olo-marina
Sarotra no hahitana izany
Tsy misy azo antoka
Raha mbola eto ambonin’ny tany
Vitsy tononkira.serasera.org no tsy mamitaka
Mitana ny teny nomen’ny tany
Misy mody mamitsaka
Tsy fantatra izay ixxsbxph ambadika any
Misy mba miezaka
Miala amin’ny ratsy
Fanaon’ny tany ntjryn
Fankam-panahy toa betsaka
Dia indro fa ivlfem voatarika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Eric Tahina
Vangy : 2451
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Milena
Daty : 23/06/2003 17:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357