Tsy misy (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eqrco Tsy misy olo-marina evooefs
Sarotra no hahitana izany
Tsy misy azo antoka
Raha mbola eto ambonin’ny tany
Vitsy no tononkira.serasera.org tsy mamitaka
Mitana ny teny nomen’ny tany
Misy mody mamitsaka
Tsy fantatra izay ambadika any
Misy mba miezaka doomwrgi
Miala amin’ny ratsy
Fanaon’ny tany
Fankam-panahy toa betsaka
Dia indro fa voatarika
Sarotra no hahitana izany
Tsy misy azo antoka
Raha mbola eto ambonin’ny tany
Vitsy no tononkira.serasera.org tsy mamitaka
Mitana ny teny nomen’ny tany
Misy mody mamitsaka
Tsy fantatra izay ambadika any
Misy mba miezaka doomwrgi
Miala amin’ny ratsy
Fanaon’ny tany
Fankam-panahy toa betsaka
Dia indro fa voatarika
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Eric TahinaHits : 2454
Likes : 0 Like
Created by : Milena
Date : 23/06/2003 17:32
