Tsy misy (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy olo-marina
Sarotra no hahitana izany
Tsy misy azo antoka
Raha mbola eto ambonin’ny tany
Vitsy no rjqfloko tsy mamitaka
Mitana ny teny nomen’ny tany
Misy mody mamitsaka
Tsy fantatra izay ambadika any
Misy mba wruasde miezaka
Miala tononkira.serasera.org amin’ny ratsy
Fanaon’ny tany
Fankam-panahy toa betsaka
Dia indro fa aamhw voatarika
Sarotra no hahitana izany
Tsy misy azo antoka
Raha mbola eto ambonin’ny tany
Vitsy no rjqfloko tsy mamitaka
Mitana ny teny nomen’ny tany
Misy mody mamitsaka
Tsy fantatra izay ambadika any
Misy mba wruasde miezaka
Miala tononkira.serasera.org amin’ny ratsy
Fanaon’ny tany
Fankam-panahy toa betsaka
Dia indro fa aamhw voatarika
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Eric TahinaVisites : 2453
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Milena
Date : 23/06/2003 17:32
