You are here: home > Tononkira > Eric Tahina

KILALAO (Eric Tahina)

KILALAO

TSAPAKO IZAO AY NATAONAO KILALAO
ILAY FITIAVANA NIORINA TAO ANATIKO TAO
IZAO FOANA NIANDRY
SY NANDANY ANDRO TAMINAO
NATAONAO TSINOTSINONA
EFA AN OLONA IANAO TSY MANINONA

HIFAPITSODRANO ISIKA
ILAY FITIAVA ETsiky dia ampyFA NANGATSIKA
IANAO TSY HO AHY
IZAHO TSY HO ANAO
KA ALEO SAMY HANDE @ ZAO

BETSAKA TOKOA
IREO EFA VITANTSIKA ROA
TANATIN IZANY NY RATSY NAHAZOANAO MAMY
TSY NANENENAKO REO EFA VITAKO TALOHA
ZAY MAY AMBONDRONA
ZAO EFA ELA NO VONONA

Mpihira : Eric Tahina
Mpamaky : 2364
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 05/08/2002 15:15:19
ID : 858

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo