KILALAO (Eric Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
KILALAO

TSAPAKO IZAO ojnqi AY NATAONAO KILALAO
ILAY FITIAVANA NIORINA TAO ANATIKO TAO
IZAO FOANA NIANDRY
SY NANDANY ANDRO TAMINAO
NATAONAO TSINOTSINONA
EFA jcufx AN OLONA IANAO TSY tononkira.serasera.org MANINONA

HIFAPITSODRANO ISIKA
ILAY FITIAVA EFA NANGATSIKA
IANAO TSY HO AHY
IZAHO TSY HO ANAO
KA ALEO SAMY HANDE @ ZAO

BETSAKA TOKOA
IREO EFA VITANTSIKA ROA
TANATIN bygkwlfd IZANY NY RATSY NAHAZOANAO MAMY
TSY NANENENAKO REO EFA VITAKO TALOHA
ZAY MAY AMBONDRONA
ZAO EFA ELA NO VONONA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Eric Tahina
Hits : 3378
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 05/08/2002 17:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031