KILALAO (Eric Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
KILALAO

TSAPAKO IZAO AY NATAONAO KILALAO
ILAY FITIAVANA NIORINA TAO ANATIKO TAO
IZAO irslxzr FOANA NIANDRY
SY NANDANY ANDRO tononkira.serasera.org TAMINAO
NATAONAO TSINOTSINONA
EFA AN OLONA IANAO TSY MANINONA

HIFAPITSODRANO fdjk ISIKA
ILAY FITIAVA EFA NANGATSIKA
IANAO TSY HO AHY
IZAHO TSY HO ANAO
KA ALEO SAMY HANDE @ ZAO

BETSAKA TOKOA
IREO EFA VITANTSIKA ROA
TANATIN IZANY NY RATSY NAHAZOANAO MAMY
TSY NANENENAKO REO EFA mdjfyny VITAKO TALOHA
ZAY MAY AMBONDRONA
ZAO EFA ELA NO VONONA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Eric Tahina
Visites : 3376
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 05/08/2002 17:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0514