You are here: home > Tononkira > DIDY Alfa

FA FITIAVANA (DIDY Alfa)

FA FITIAVANA

Izaho hira, izaho hidera
Hankalaza ilay Ray Tompon’ny hery rehetra
Notompoiko hatrizay

Be fitiavana loatra Izy
Miahy ireo madinika ety
Miondrika ho deraina sy hankalazaina
Ny anarany Izaho hisaotra, izaho hankalaza
Hanome voninahitra ilay tsy mahafoy

Dia Andriamanitra
Fahasoavana feno tokoa
No natoltononkira.serasera.orgotrao ahy ilay tsitoha
Na dia tsy mendrika aza sy be siasia
Ny fianako ety  

Fiderana lehibe no asandratro  
Ho Anao r’ilay Andriamanitro
Ny tontoloko Ray            
Ny fiainako, ny fisiako
Atolotro ho Anao

Fa fitiavana no nomena ahy Ray tsitoha
Fa hery vaovao              
Mba ho fanantenana indray
Fa tiana foana anie aho tsy foinao

Mpihira : DIDY Alfa
Mpamaky : 2836
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Sambilo
Tamin'ny : 28/05/2004 02:39:32
ID : 2440

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo