ZARO (DAFAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaro amian’ny lalana
Izay tokony alehany ny zaza
F’ireny no taranaka
Fa aza twgl atao
Tsinotsinon’izy ireny
F’ireny no manampy

Tsy ny tononkira.serasera.org mahakely azy
No jerenao
Amin’izany
Fa ny zavatra vitany
No tsarainao

Raha misy
Soso kevitr’izay ataony
Dia raisoihany
Izay tsara
Fa aza ny maha snqsuen lehibe anao
No jerenao
No jerenao amin’izany
zfavdzzf

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DAFAH
Hits : 661
Likes : 0 Like
Created by : boranjok
Date : 20/11/2021 13:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048