You are here: home > Tononkira > DAFAH

NY FITIAVANA (DAFAH)

Ny fitiavana
Tsy afa nanoatra
Anatrehan’ny zava-misy
Any ianao izay
Ilay tantarantsika e !
Sarotra no itohizany

        Refrain :  Sarahin’ny fiainana
  Mampamangy ianao
  HotahiaTsiky dia ampy’i Tompo anie
  Ianao mahafantatra an’izany
  Satria efa tao amin’ny sampana
  No niarahantsika hatrany

Ny nahatsiarovako anao
Miantso ahy isaky ny mahita
Ka niaraka isika sy ianao
Nanjary babonao ny foko

Mpihira : DAFAH
Mpamaky : 78
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : boranjok
Tamin'ny : 26/11/2021 18:15:44
ID : 13772

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo