Hanandratra Anao (CMJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitory ny haben'ny voninahiny no ataoko raraha, [Eny e! eny e! eny e! eny e! Ewah...]
Hanitatra ny Fanjakan’ny Lanitra no ataoko fiainana,
[Eny e! eny e! eny e! eny e! Ewah...]
*Pré refrain :
(Izy no indrahindraiko
Sady ankalazaiko)
Raha mbola miaina hidera Azy aho..
(Izy no indrahindraiko
Sady ankalazaiko)
Manomboka ety antany hatrany andanitra .
#Réfrain :
Hirahirako 3x ny Anaranao
Ataoko malaza eee ny hatsaranao
Hirahiraiko 3x ny Anaranao
Jesosy Jesosy an !
---interlude
Couplet 2 :
Ny androm-piainako rehetra
Hiderako ny Anaranao tsy asiako Fetra
Tsy misy hafa manavotra ahy
Izy irery no mamonjy ahy
JESOSIKO !
*Pré refrain :...
#Réfrain : ....
--- musique
Folaka1:
Yoh yoh yo oh oh!2x
Za dia mijoro vavolombelona
Amin’ny fahatsarany
Za dia mijoro vavolombelona
Amin’ny asa vitany e!
...Musique...
Folaka : 2
(Ray Masina )
Lehibe Ianao
(Lehibe Anao)
Mendrika Ianao e!!!
(Tsisy toa Anao)
Tsisy toa Anao
( Aminy hatsarana )
Tsara ianao eeee!
( Jesosikouu) 2X
Réfrain :...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CMJVisites : 17
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tolotriniavo11
Date : 23/02/2026 21:03
