Aminao Jesoa (CMJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy Mbola lefy ny lazanao Jesoa
Na Dia efa ela nahenoko Tantara
Tsary niova ny Herinao
Fa!
Aminy fotoana tsy ampozina eo Ianao miasa e!

Pre Réfrain :
Aminao irery aho  mahery
N'aiza2 tany misy ahy
Tsy hiala aminao e! ( Oh oh ou ou)
Ianao no Antony hijoroko
N'inona2 zava miseho
Zah mahery eee

Refrain :
Ny fisiako hanompo anao
Hanandratra anao
Hidera ! Anao raiky eee!
Atokako ho Anao
Ny amiko rehetra
Hiderako  Anao raika e 2X
...
F' Ianao  no Andriamanitro

Cpl2
IZay nolazainao ;
Tsy maintsy ataonao ...
(Tsy maintsy mitranga eee)
Na mandalo hefitra
Eo Izy manavotra  ou ou !
Mijoroa aza manahy

Pre Réfrain :
Aminao irery aho  mahery
N'aiza2 tany misy ahy
Tsy hiala aminao e! ( Oh oh ou ou)
Ianao no Antony hijoroko
N'inona2 zava miseho
Zah mahery eee

Refrain :
Ny fisiako hanompo Anao  
Hanandratra anao
Hidera ! Anao raiky eee!
Atokako ho Anao
Ny amiko rehetra
Hiderako  Anao  raika e 2X
...
F' Ianao  no Andriamanitro

Musique...
Eh ye eh! 2x
Eh ye eh matoky Anao  foana e!

Misy Anao  Zah mahery
Mañana Anao  aho mahery 2x

Ianao no Andriamanitro
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : CMJ
Visites : 18
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tolotriniavo11
Date : 23/02/2026 21:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0458