Lazao (Clim)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra ka lasana any ianareo
Lazao amin’i lala, fa izy tsy mankahala
Lazao amin’i dada ô; lazao amin’i neny ô
Fa izy hono manirery oycop a !
Lazao amin’i Dona ô; lazao amin’i Tiana
Fa mafy ny fihafiana a !
Kanefa na izany aza, aza tononkira.serasera.org manahy foana
Fa tsy maintsy mbola hihaona
Lazao ny ao avaratra, wycruaax andrefana sy ny atsimo
Fa izy tsy manadino a !
Ry zoky sy zandry ô; ziyhgiq sy ’reo havana rehetra ô !
Veloma hono mampamangy a !
Raha sendra ka lasana any ianareo
Lazao amin’i sipa:
Fa izy hono handeha "civique"

--------
Link: