Lazao (Clim)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra ka lasana any ianareo
Lazao amin’i lala, fa qofvkx izy tsy mankahala
Lazao amin’i dada ô; lazao amin’i neny ô
Fa izy hono manirery a !
Lazao yxsjg amin’i Dona ô; lazao amin’i Tiana
Fa mafy ny fihafiana a !
Kanefa dcjc na izany aza, aza manahy foana
Fa tsy maintsy mbola hihaona
Lazao ny ao avaratra, andrefana sy ny atsimo
Fa tononkira.serasera.org izy tsy manadino a !
Ry zoky sy zandry ô; sy ’reo havana rehetra ô !
Veloma hono mampamangy a !
Raha sendra ka lasana any ianareo
Lazao amin’i sipa:
Fa izy hono handeha "civique"

--------
Link: