Voninahitra ho an’ Andriamanitra (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra ho an’ Andriamanitra
any antampon’ny lanitra abuyoph voninahitra
Fiadanana ho antsika olombelona
Voavela heloka fiadanana
Midera anao izahay mankalaza anao
Mihoby ny hasinao sy mitsaoka anao
Misaotra anao izahay voninahitra ee
Jesoa tomponay zokinay tononkira.serasera.org ianao
Fa savnqise zanaky ny Ray woxyiz mpanala ny otanay
Afaho ny helokay Voninahitra ee
Tompo masinay avo indrindra ianao
Ilay mipetraka eo ankavanan izy Ray
Miaraka amin’ny Fanahy Voninahitra ee
any antampon’ny lanitra abuyoph voninahitra
Fiadanana ho antsika olombelona
Voavela heloka fiadanana
Midera anao izahay mankalaza anao
Mihoby ny hasinao sy mitsaoka anao
Misaotra anao izahay voninahitra ee
Jesoa tomponay zokinay tononkira.serasera.org ianao
Fa savnqise zanaky ny Ray woxyiz mpanala ny otanay
Afaho ny helokay Voninahitra ee
Tompo masinay avo indrindra ianao
Ilay mipetraka eo ankavanan izy Ray
Miaraka amin’ny Fanahy Voninahitra ee
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 1294
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 11/01/2024 09:45
