voafidinao (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tanteraka aho, Tompo o
Tsy lavorary iii
Tsy fanaperana akory aho
Nefa voafidinao, tao anatin'ny maro
ooo ooo ooo
Voafidinao aho hitory ny hafatrao e
Voafidinao aho hanohy ny asanao e
Ho mpanarato rerncbp ho mpanarato olona
Tompo o, inty aho, fa miantso ahy ianao
Tena tsy imkhzbs mendrika aho, Tompo wpcdon o
Tsinotsinona akory
Tena mpanota anie aho
Nefa voafidinao, mba ho mpiandry ireo ondry
Nantsoinao ho pretra ho relijiozy ho lahika mafana tononkira.serasera.org fo
Tsy lavorary iii
Tsy fanaperana akory aho
Nefa voafidinao, tao anatin'ny maro
ooo ooo ooo
Voafidinao aho hitory ny hafatrao e
Voafidinao aho hanohy ny asanao e
Ho mpanarato rerncbp ho mpanarato olona
Tompo o, inty aho, fa miantso ahy ianao
Tena tsy imkhzbs mendrika aho, Tompo wpcdon o
Tsinotsinona akory
Tena mpanota anie aho
Nefa voafidinao, mba ho mpiandry ireo ondry
Nantsoinao ho pretra ho relijiozy ho lahika mafana tononkira.serasera.org fo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 774
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 28/12/2023 08:07
