Voafatotra (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitonon-tena fotsiny izahay indraindray
Matikambo ery hoe zanakao tononkira.serasera.org ry Ray
Kanefa anie ny sitrakao tsy tanterakay
Ny finoanay mirefarefa izay tsy izy kay
Voafatotra, voafatotra
Voafatotry satana tady vy sarobahana
Voafitaka, voafitaka amin’ny lalan-diso mikodana
Ka miridana tsy tana ao anaty aizim-pahotana aaa
Ray o, Ray o mba ampio, mba ampio
Amorony fo madio
Misalotra ny anaranao tzelrf kijfvwgq izahay Kristy
Tsy menatra akory nefa makatsy makary
Ny hafatrao tsy iainanay mba hahay hifankatia
Revom-boninahitra miatsaravelatsihy
csrqtvgw

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 511
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 08:42