Raha mitondra fanatitra (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E; Raha mitondra fanatitra ianao
Manoloana hxytjiv ny otelydia miverena kely
Ndeha aloha avelao ny rahalahinao
Sy izay manan’ady aminao
Mba ho mendrika ny fanatitrao
Sambatra (ny malemy fanahy, voaenjika noho ny marina
fa handova tononkira.serasera.org ny tany sy ny lanitra)
Ny madio fo fa hahita an’Andriamanitra
Sambatra (ny ory fa hampifaliana,ny miantra fa hiantrana,
Ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana)
Fa izy no hovokisana
Ary mifalia e, mifalia e fa lehibe ny valim-pitia
E aza manao hoe maso solon’ny llbvf maso na nify solon’ny nify
Fa raha mndojktm misy mamely ny takolaka havana(na)
Dia atolory azy koa ny ankavia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 496
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 07:58