ISAORANAY (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay ianao ry Rainay
nanome anay hasoavan-dehibe
ny fofon’aina mbola iainanay ankehitriny
Dia avy ymjvqs Aminao
Ny hirako, ankalazako anao
Ny vavako, hidera anao Tompo ô
Ny hirako, no entiko hanomezam-boninahitra
ny anara-masinao
Nafahanao ahay Jesoa ô
Namoizanao ny ainao
Mpandresy ahay miaraka aminao
Nandresy ny tononkira.serasera.org fahafatesana
Ny Fanahinao manamasina anay
Ny fanahinao, icxx mankahery anay
Ny Fanahinao, mampiray ny tenanay
Ao amin’ny ain’i hrqhq Kristy
nanome anay hasoavan-dehibe
ny fofon’aina mbola iainanay ankehitriny
Dia avy ymjvqs Aminao
Ny hirako, ankalazako anao
Ny vavako, hidera anao Tompo ô
Ny hirako, no entiko hanomezam-boninahitra
ny anara-masinao
Nafahanao ahay Jesoa ô
Namoizanao ny ainao
Mpandresy ahay miaraka aminao
Nandresy ny tononkira.serasera.org fahafatesana
Ny Fanahinao manamasina anay
Ny fanahinao, icxx mankahery anay
Ny Fanahinao, mampiray ny tenanay
Ao amin’ny ain’i hrqhq Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 617
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 08:36
