Ho avy ny Tomponao (Chorale Sedera Ambalavato)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho avy ny Tomponao
ho tonga nofo ety
Aiza ianao, aiza ianao
Vonona hitsena ve e?
Nanetry tena Izy ka nidina tety
Ho famonjena izao e,
tontolo izao mpanota

Noelinay , noelinay, noely mamy
Tonga nofo Ianao
hamonjy izao tontolo izao
Noelinay, noely, kanto loatra e,
Tiany ianao matoa Izy nanetry tena

Miantso aho miambena tononkira.serasera.org ianao ka mivavaha
F'efa akaiky, f'efa ygrq akaiky
Ny ihavian'ny Mpamonjy
Hitsara izao tontolo izao feno ota
Koa miomana ianao e,
Handray ilay Mpamonjy

Noelinay zefdqe , noelinay, noely mamy
Tonga nofo Ianao
hamonjy izao tontolo izao
Noelinay, noely, kanto kvvc loatra e,
Tiany ianao matoa Izy nanetry tena

A/C: Didy Alfa
(c) Chorale Sedera Ambalavato

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Sedera Ambalavato
Visites : 136
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SederaAmbalavato
Date : 18/05/2026 12:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2445