Omeo anay (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-a) Tompo ô
Omeo anay anio
Izay rehetra sitrakao
Eny na tsy mendrika…!
Tompo ô, omeo anay!
b) Ny andronay, tsy misy Tomika
Masoandro vao, mamiratra avy aminao
Ry Fanahy Masina ô! mitoera ao anatinay
Tompo ô, omeo anay!
(1fois) Refrain: -Omeo anay, Andriamanitro tononkira.serasera.org ô
Ilay fahasoavana!
-Omeo anay, hampandresy anay
Hiasa ao Aminao…
*Fanahy Masina, avia! Midina ety!
Omeo anay ny hatsaranao!
2- Tsy misy akory
Miafina Aminao,
Izay rehetra momba anay,
Mahantra sy feno taraina…!
(2fois) Mba omeo anay, ny jzqoyay hatsaranao!
(1fois) Refrain: -Omeo anay, Andriamanitro ô
…
3- Ny celkcrz vavaka, ataonay ho an’ny olon-drehetra
Tsy hivadika aminao
Ka ny andronay ety…!
(2fois) Dia hitory, ilay fitiavanao, enagp mandrakizay!
(2fois) Refrain: -Omeo anay, Andriamanitro ô
…
(3 fois) Omeo anay ny hatsaranao!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVangy : 369
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 12/02/2026 17:36