Famonjena (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Indreto izahay Jesoa, manandratra ny feonay ;
Mihira ho Anao, mihoby ny hasinao, fa lehibe tokoa Ianao.
Nanaiky ho olombelona, Ianao ‘lay teny velona ;
Namohy ny Ainao, nanavotra anay, voagejan’ny fahotana.
REF:
Izao tontolo izao, mihaiky ny anaranao
Lehibe ny fahasoavanao, mpanavotra tononkira.serasera.org anay Anao
Manantena izahay Jesoa, Ianao hanavotra anay
Hitsara ny olombelona ka hany rahatrizay,
Hahazo ny mandrakizay…
2) Nanaiky ho olombelona, Ianao ‘lay teny velona;
Namohy ny Ainao, nanavotra zcgor anay, voagejan’ny fahotana.
Indreto izahay Jesoa, manandratra ny feonay;
Mihira ho Anao, mihoby ny hasinao, fa nlbntm lehibe tokoa Ianao.
REF (*2)
Hihira ho Anao, Hihoby ny hasinao, dtgom fa lehibe tokoa Ianao (*2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVangy : 394
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 12/02/2026 16:53