FALY MANANA NY RAY (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
omtul FALY MANANA NY RAY
 
1) Faly aho Raiko ô
Fa manana Anao tia ahy
Fa izaho zanakao
No tsy mahavaly ny fitiavanao
 
2) Hiezaka aho ny hanao
Ireo rehetra izay tianao
Hitandrina ny didinao
Fa izany ugkozdjk no sitrakao
 
3) Aza ariana fa bgpwr mba raiso
‘Ty zanakao miverina
Ho any tononkira.serasera.org Aminao
Fa any ihany no mahasambatra ahy.
 
 
 
A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat  (Taona 2019)
 

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388