Ao amin'izy Ray (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao amin’Izy Ray no misy ny fahasoavana.
Ao amin’Izy Ray no misy ny fahasambarana
Izay mino sy matoky anie ka tsy mba ho levona!
Fa hitoetra eo ankaikiny eo mandrakizay…
Iny lahitokany iny
Iny rà qtvgy nalatsany iny
I Jesoa mofo jlht velona
Velona tononkira.serasera.org miombona amin’ny fanahy,
“EOKARISTIA”
Ny rà cnubt zay nalatsany iny,
Ny nofo aman-dràny iny nomeny antsika
“EOKARISTIA”
Ny fanahy nirahiny iny,
No manentana ny finoana manomana antsika
Hiaina mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302