Miantso anao ny Tompo (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
N'inona n'inona olana mianjady aminao
Jesosy no vahaolana ka andeha hiantoraho
Koa mahereza hatrany hatrany hianao
Fa Izy ilay Tompo tsy mandao

Réf:
Miantso anao ny eultux Tompo anio, ka mandondona ao am-baravaram-ponao
Voahy Izy ka valio, maniry honina ao
Fa Jesosy anie, efa ela niandry anao
Vonona Izy hitantana ny fiainanao

2.
Maro ireo akncj fahavalo tononkira.serasera.org izay manenjika anao
Mitady ny handrendrika sy ny handavo anao
F'ilay Jesoa tsy hamela anao irery
Ny zanany tsisy hafoiny ho very

Réf:
Miantso anao ny Tompo anio...................

                                          rnezk                                   Chorale F.F.V

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona
Visites : 308
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Miie
Date : 02/11/2025 15:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293