Miantso anao ny Tompo (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
N'inona n'inona olana mianjady aminao
Jesosy no vahaolana ka andeha hiantoraho
Koa mahereza hatrany hatrany hianao
Fa Izy ilay Tompo tsy mandao
Réf:
Miantso anao ny Tompo anio, ka mandondona ao am-baravaram-ponao
Voahy Izy ka valio, maniry honina ao
Fa Jesosy anie, efa ela niandry anao
Vonona Izy hitantana ny fiainanao
2.
Maro ireo fahavalo izay sgmwqebt manenjika anao
Mitady ny handrendrika sy ny handavo anao
F'ilay Jesoa tsy hamela anao irery
Ny zanany tsisy hafoiny ho very
Réf:
Miantso anao ny Tompo anio...................
tononkira.serasera.org tpcn lhzzuxcr Chorale F.F.V

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fahazavana VontovoronaVangy : 244
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Miie
Daty : 02/11/2025 15:48